Teny iditra fivelarana (velatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy
Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao
Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy
Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Développement, épanouissement, expansion [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20