Teny iditra fivelomana (velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao
Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo
Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A means of subsistence; income for living expenses; a manner of life [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Subsistance; manière de vivre [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17