Teny iditra fively (vely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mively na mikapoka amin' ny kanonta
¶ Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from mively (vely).] Anything used to strike with. [Richardson 1885]
 a hammer, a mallet [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay un marteau, maillet [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  fively fandraka ~ fively katry
  famofoka ~ tantanana ~ tantanan-kazo
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/31