Teny iditra fivembena (vembena (vena))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20