Teny iditra fiverenana (verina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
¶ Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
¶ Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
¶ Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [Rajemisa 1985]

2009/02/23