Teny iditra fivezarana (vezatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firoritana mba hisokatra: Ataovy lehibe ny fivezaran' ny vavan' ny harona sao tsy omby an' itỳ vorontsiloza itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05