Teny iditra fivimbinana (vimbina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05