Teny iditra fiviona (viona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na zavatra miviona, izany hoe mibirioka, mihodivitra, mivily [Rajemisa 1985]

2009/02/23