Teny iditra fivitranana (vitrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra
Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05