Teny iditra fivoadiana (voady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05