Teny iditra fivoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
Famaritana frantsay action d'éplucher, d'enlever l'écorce [Boiteau 1997]
Teny mitovy hevitra famoasana

Teny iditra fivoasana (vofy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
¶ Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action d'expliquer, le moyen, le mofif [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra famoasana
Ohatra 
1Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida! [Profita: Ranary]
2Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

2019/08/06