Teny iditra | fivoatra (voatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona mivoatra, izany hoe miova ho tsaratsara kokoa [1.1] | |
Fiampitana miandalana amin'ny dingana manaraka [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | évolution [1.13] | |
Fivaditsoratra | fiavotra, fivoatra, tafavory, voafitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |