Teny iditra fivohana (voha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisokafana: Ataovy mitafitafy ny fivohan' ny varavarana
¶ Fiantombohana: Hatramin' ny fivohan' ny Kolejy X teto an-tanàna [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31