Teny iditra fivoriana (vory)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
¶ Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a meeting, a gathering; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   réunion, assemblée [Hallanger 1974]
Fifanahafana   fivoriambe

2009/11/06