Teny iditra fivoy (voy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan' ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A paddle, an oar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La rame [1.3]
 Pagaie, aviron [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fivoy (voy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana
Azo voizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de ramer [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17