Teny iditra fizaka (zaka)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra
¶ Azo zakaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   manière de disposer [Abinal 1888]

Teny iditra fizaka (zaka)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Fomba entina mizaka na miresaka
¶ Azo zakaina na resahina [Rajemisa 1985]
   [Taisaka] fomba fiteny [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/31