Teny iditra fizarana (zara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitantanana: Fizarana lova
Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo
Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Distribution; a part of something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de partager; une division, un chapitre [1.8]
 Adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13]
Ohatra 
1Misy fizarana firy io tantara io? [2.314]
2indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508]
3Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08