Teny iditra fizerizery (zerizery)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra mizerizery, miharihary [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   fanjerizery

Teny iditra fizerizery (zerizery)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fitadiavana, filaminana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06