Teny iditra fizezika (zezika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na zavatra mizezika, izany hoe mitangorona, mitangongo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est réuni [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24