Teny iditra | fizika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Physique [1.13] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |