Teny iditra | fizivana (ziva) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] | |
Ohatra | Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana.
[2.643] | |
Fivaditsoratra | fivazina, fivizana, fizivana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |