Teny iditra fo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the heart (physical) [Richardson 1885]
 the heart [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coeur [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 intérieur, moelle de certaines plantes [Abinal 1888]
 (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fo ity (1): Ambohipo

Teny iditra fo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [Richardson 1885]
Famaritana frantsay volonté, courage, désir, intention [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra fo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Provincial] foana [Richardson 1885]

Teny iditra fo~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fo~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [Rajemisa: Grammaire]

2019/01/03