Teny iditra fo afaka tsy ananan-tsiny
Singan-teny fo ; afaka ; tsy ; ananana ; tsiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rehefa manao izay vita tsy tokony hahazo tsiny intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16