Teny iditra foaraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the beef used in the ceremony of the afana. [Richardson 1885]

Teny iditra foaraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [Rakotosaona 1972]

2010/05/06