Teny iditra fodiana (ody)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika
¶ Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a returning ; a pretense [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   lieu où l'on retourne, action de retourner [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Teny iditra fodiana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fitokanana [Rakotosaona 1972]

2012/06/20