Teny iditra fodifetsy (fody, fetsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boronkely mpanao ny akaniny eny amoron-drano toy ny zohy kely manara-morona miakatra (Ploceus) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy A bird that builds a hanging nest over streams, with a long cylindrical entrance from below. Ploceus sp. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Ploceus

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31