Teny iditra fodilahimena (fody, lahy, mena)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [lahy, masculine, mena, red.] The male fody [Richardson 1885]
Voambolana 
Ohatra Any an' ala hianao no fodilahimena fa raha aty miray volo amin'ny sorohitra ny vadin'olona tahaky ny voahangy raraka an-tsihy tian'ny maso hojerena fa tsy azon'ny tanana horaisina [Fox: Hainteny, laharana 68]
Teny nalaina 

Teny iditra fodilahimena (fody, lahy, mena)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [lahy, masculine, mena, red.] an herb. Gladiolus ignescens, Bojer. Same as kitenindahy (Bets.), and tenimpody . [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Merina] (nom de l'oiseau fody, appellé « cardinale », lorsqu'il est en parure de noces). Gladiolus garnieri Klatt ined. (Iridaceae). Très joli petit glaïeul à fleur rouge, décoratif. Plante vénéneuse ; cepandant la décoction des bulbes est parfois administrée à certains malades mentaux. Traitement dangereux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Gladiolus garnieri
Teny mitovy hevitra kitenindahy ~ tenimpody

2019/08/17