Teny iditra fofoana (fofo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faritra amin' ny tena hatreo amin' ny kibo ka hatreo amin' ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the bosom [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le giron [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/11/17