Teny iditra fofoina (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
¶ Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be engaged to be married (of the girl) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fiancée (se dit de la femme) [Hallanger 1974]
Endriteny 
fofoina
fofoiko
fofoinao
fofoiny
fofointsika
fofoinay
fofoinareo
fofoin'
fofoin-
fofoim-
fofoi-
nofofoina
nofofoiko
nofofoinao
nofofoiny
nofofointsika
nofofoinay
nofofoinareo
nofofoin'
nofofoin-
nofofoim-
nofofoi-
hofofoina
hofofoiko
hofofoinao
hofofoiny
hofofointsika
hofofoinay
hofofoinareo
hofofoin'
hofofoin-
hofofoim-
hofofoi-
fofoy
Teny nalaina 

2010/12/29