Teny iditra fofonana (fofona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana fofon' aina na donafana setroka: Nofofonany setroka aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
fofonana
fofonako
fofonanao
fofonany
fofonantsika
fofonanay
fofonanareo
fofonan'
fofonan-
fofonam-
fofona-
nofofonana
nofofonako
nofofonanao
nofofonany
nofofonantsika
nofofonanay
nofofonanareo
nofofonan'
nofofonan-
nofofonam-
nofofona-
hofofonana
hofofonako
hofofonanao
hofofonany
hofofonantsika
hofofonanay
hofofonanareo
hofofonan'
hofofonan-
hofofonam-
hofofona-
fofony
Teny mitovy hevitra fofonina

2010/12/29