Teny iditra fohifohy (fohy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay (duplicatif) [Abinal 1888]
Ohatra 
1Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 189]
2Tsy niloa-bava avy hatrany izy fa niandry fotoana fohifohy vao nanontany hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 23]

2015/04/09