Teny iditra foi > foitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Holatra boribory eo afovoan' ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan' ny reny tamin-janany tamin' ny nitondrany azy tao am-bohoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The navel [Mal. pusat.] [1.2]
 The navel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cordon ombilical; nombril [1.8]
 Ombilic [1.13]
 Pour les humains et les animaux, signifie le nombril [1.196]
Ohatra Lomy amin'ny alikaola ny foitra ary avelao ho azon'ny rivotra. [2.424]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : foitra, foitro, foitrao, foiny, foitsika, foitray, foitrareo, foitran', foitr', foi-, foitry
Tovonana : -poitra, -poitro, -poitrao, -poiny, -poitsika, -poitray, -poitrareo, -poitran', -poitr', -poi-, -poitry
Kamban-teny 

Teny iditra foi > foitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Hilum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Hile [1.13]
 Pour les plantes : cicatrice du périanthe sur un fruit comme la goyave ou la cerise, le caféier ; lorsque l'ovaire est infère. [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : foitra, foitro, foitrao, foiny, foitsika, foitray, foitrareo, foitr', foi-, foitry
Tovonana : -poitra, -poitro, -poitrao, -poiny, -poitsika, -poitray, -poitrareo, -poitr', -poi-, -poitry
Kamban-teny 

Teny iditra foi > foitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The central part of a thing [1.2]
 A central point [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Centre [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : foitra, foitro, foitrao, foiny, foitsika, foitray, foitrareo, foitr', foi-, foitry
Tovonana : -poitra, -poitro, -poitrao, -poiny, -poitsika, -poitray, -poitrareo, -poitr', -poi-, -poitry

Teny iditra foi > foitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fiarahabana
Mifanatona, mifampiarahaba [1.78]
Tovy hevitra mifoitra

Fivaditsoratra 

Teny iditra foi > foina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra foi > foina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A wheel. See kodia. [1.2]

Fivaditsoratra 

foi   
finoana
fandraisana sy fanekena amim-pahatokiana an' Andriamanitra sy ny teniny ary ny fotondrany; -- fanekena sy fitokiana ho marina ny zavatra ambaran' olona , na ny fampanantenana omeny; -- fanekena amim-pahatokiana zavatra tsy hita maso, na ara-panahy, na tsy takatry ny saina, na tsy hay porofoina, nefa tsaorana ho misy, na ho marina. -- Miasa amin' ny zavatra rehetra momba ny fiainana andavanandro ny finoana. Indraindray dia vokatry ny fahitana sy ny fahalalana ny zavatra efa niseho teo aloha izy... [1.10]
la foi [1.8]
foi [1.13]
mino
croire, avoir la foi [1.8]