Teny iditra foibe (foitra, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
¶ Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   headquarters; a hub [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   quartier général, centre; moyeu [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/11