Teny iditra foitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Holatra boribory eo afovoan' ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan' ny reny tamin-janany tamin' ny nitondrany azy tao am-bohoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the navel [Mal. pusat.] [Richardson 1885]
   the navel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   cordon ombilical; nombril [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   ombilic [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra foitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   hilum [3.1]
Famaritana frantsay   hile [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra foitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   the central part of a thing [Richardson 1885]
   a central point [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   centre [Hallanger 1974]

Teny iditra foitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fiarahabana
¶ mifanatona, mifampiarahaba [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   mifoitra

2016/08/16