Teny iditra foizina (fo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mora tezitra aoka izany, kitokitoina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [fo, the heart.] Crabby, sour, easily provoked, morose, impatient. [Richardson 1885]
 short-tempered [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enclin à la colère [Hallanger 1974]

Teny iditra foizina (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao izay hahavakian' ny atody misy azy
¶ Potsirina, vonoina: Foizo io hao io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be suppurated, as a boil. [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
foizina
foiziko
foizinao
foiziny
foizintsika
foizinay
foizinareo
foizin'
foizin-
foizim-
foizi-
nofoizina
nofoiziko
nofoizinao
nofoiziny
nofoizintsika
nofoizinay
nofoizinareo
nofoizin'
nofoizin-
nofoizim-
nofoizi-
hofoizina
hofoiziko
hofoizinao
hofoiziny
hofoizintsika
hofoizinay
hofoizinareo
hofoizin'
hofoizin-
hofoizim-
hofoizi-
foizo

2010/12/29