Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Adala, tsy misy saina, ketrina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a simpleton.
¶ insane, mad [Richardson 1885]
 an idiot, an utter fool [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a perdu la tête, tête légère, imbécile, idiot [Abinal 1888]
 imbécile [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fokafoka

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of voafoka, fohina, mifoka, fifohana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ fôka ] [Bezanozano] biby [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] maingoka [Rakotosaona 1972]
 Karazan-kala (Phrynarachne foka) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay araignée. Phrynarachne foka, Vins. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Phrynarachne foka

2013/08/27