Teny iditra fokofoko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Niavian' ny hoe mifokofoko [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [Andraina: I Vola, takila 113]

Teny iditra fokofoko
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara] (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17