Teny iditra fokonolona
Singan-teny foko ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district. [1.2]
 The community group; its organization [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le groupe communal, son organisation [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17