Teny iditra fokontany (foko, tany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fizaran-tany amin'ny kantao [Rakotosaona 1972]
   Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Taisaka] les gens du clan [Deschamps 1936]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   faritany ~ fivondronana ~ firaisana

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/06