Teny iditra fola-damosina
Singan-teny folaka ; lamosina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina
Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Very tired and having a pain in the back.
A word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back [1.2]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14