Teny iditra folaho (folaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana folahina [fitanisana]
Ohatra 
1Folaho ny lambanao [1.1]
2Folaho io rotsakazo io (Pliez cette badine) [1.3]
3Folaho ny lambanao (Retroussez votre lamba sur l’épaule) [1.3]
4Folaho ny zanakao (Corrigez votre enfant) [1.3]
5Koa tapaho sahady raha tsy ho zaka, folaho eto raha tsy ho vatra. [2.245]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31