Teny iditra fo lentika (fo, lentika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy lolompo maharitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [lentika, sunk in.] malice, malignity [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay rancune profonde [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpitovy hevitra lolompo ~ otripo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31