Teny iditra folo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [Richardson 1885]
 ten [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dix [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Famaritana iraisam-pirenena 10 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny folo ity (7)
Adabofolo
Ambohipolo
  Ambohipoloalina
Ankilifolo
  Ivohipolo
Madirofolo
  Sakoampolo

2015/01/20