Teny iditra folokely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haba madinidinika fakan' ny lehiben' ny vohitra, toy ny saran-dakana, saran-tetezana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31