Teny iditra folona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Bory, tsy misy tahony na zavatra andraisana azy: Folon-drambo ilay alikanay vaovao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having lost the tail, or some other member of the body. See bory. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (du malais putung) pour les plantes : coupées au raz du sol, rabattu, recépées. Se dit notamment pour l'oignon dont on coupe la partie aérienne pour faire mûrir le bulbe [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2019/08/17