Teny iditra fona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra fona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra fona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bird with a black body and red tail feathers. [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/05/06