Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fofon' aina mibosesika any an' orona, fierotra mafy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the noise of snoring in sound sleep. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ronflement [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra fonaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Trotraka, vizana, malemilemy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay las, épuisé, amolli, rendu mou [Abinal 1888]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny fonaponaka

2012/02/10