Teny iditra fondrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vodin' ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin' ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] Rhizome, base solide du faux-tronc chez le bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), surtout celui de la variété dite akondrofody. On en tirait une teinture rouge. D'où le verbe mamondrana : teindre avec ce végétal ; par extension, utiliser une teinture même synthétique. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra fondrana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] vony, lokon-tamotamo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy yellow, a yellow dye; the stump of the banana used in dyeing. [Richardson 1885]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra fondrana
Sokajin-teny 
Famaritana anglisy contraction of fiondranana. See ondrana. [Richardson 1885]

2019/01/03