Teny iditra fonenana (onina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin' ny toerana iray
¶ Trano na tanàna onenana, ipetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a dwelling place. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay demeure, résidence [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra fonenana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] oblivious of, loss of memory. See maty arika. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31