Teny iditra fonetana (fonitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fohy vaventy, boribory matombina, matanjaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy stout and short, robust. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra fonitana

2009/06/15